plt-x-antaifasy_mat_text_reg/25/34.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 34 Da gne mpanjaka hizaka amindreo amign'an-kavanany hoe: 'Avia, anareo izay notarihin'ny Abako, mandovà gne fanjakany izay efa voahomagny ho anareo hatramizay nagnorenagny am'izao tontolo izao. \v 35 Fa mosaregny Iao da nomenareo hanigny; mangetaheta Iao da nomenareo ho sotroigny; nivahiny Iao da nampandrosoinareo; \v 36 nikojy iao da nampisikininareo; narary Iao da nokarakarainareo; da tagny am-pigadragny Iao da nandeha taminà anareo.'