plt-x-antaifasy_mat_text_reg/25/19.txt

1 line
480 B
Plaintext

\v 19 Da tafaran'e fotoagny ela da nipody gne tompon'ireo mpanompo reo sady nandamigny raharaha tamindreo. \v 20 Niditry e mpanompo izay naharay talenta dimy gne sady ninday talenta dimy hafa. Hoy Izy hoe: "Tompoko, nomenao talenta dimy iao." Indro, nagnantombo talenta dimy hafa iao." \v 21 Hoy gne tompony taminy hoe: "Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky! Mahatoky tame raha vitsivitsy anao. Iao hampihandraikitry anao ame raha maro. Midira amin'e fifaliagny tomponao."