\v 17 Akoizany avakoa e raiky izay naharay talenta Roy da nahazo Roy hafa izy. \v 18 F'izy e mpanompo izay naharay talenta raiky, nandeha da nangady lavaky tamin'e tany, da nandevigny gne volan'e tompony.