plt-x-antaifasy_mat_text_reg/25/10.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 10 Raha nandea nividy indreo , da avy gne mpampkatry, da gne efa vonogny da niaraky nandeha taminazy ho ame fanasam-panambadiagny, ka nihidy gne vavahady. \v 11 Rehefa afaky izany da avy avakoa gne virijiny sasany da nizaka hoe: "Tompoko, Tompoko, mba voay iay.' \v 12 Fa namaly Izy da nizaka hoe: "Zakaiko Marina aminareo, tsy mahafantatry anareo iao.' \v 13 Ka nohonizany mihambena, fa tsy fantatrareo gn'andro na gne lera.