plt-x-antaifasy_mat_text_reg/25/07.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 7 Avy eo niharigny indreo virijiny aby da nikarakara gne jiro. \v 8 Hoy gne mola tamin'e manakagna hoe: "Mba omeo ampahany amin'e solikareo iay fa efa ho faty gne jironay. \v 9 Fa namaly gne manakagna da nizaka hoe: "Sao da tsy ho ampy ho anay sy ho anareo, fa mandana agny amin'e mpivarotry da mividiana ho an'e tegnanareo."