plt-x-antaifasy_mat_text_reg/24/48.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 48 Fa raha misy mpanompo ratsy mizaka ao ame fony hoe: "Ela fiavy gne Tompoko", \v 49 Da manomboky mamono ireo manompo namany, sy mihinagny da misotro miaraky amin'ireo mpimamo; \v 50 da ho avy gne tompon'e mpanompo amin'e fotôgny izay tsy ampoizigny sady amin'e lera izay tsy vantany. \v 51 Da ho tapatapain'e tompony izy sady ho ataony akô gne andreo mpihatsaravelatsy gne anjarany, izay hisy gne fitomaniagny izy ame fikitroha-nify.