plt-x-antaifasy_mat_text_reg/24/45.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 45 Koa ia me e mpanompo mahatoky sady hendry izay notondroin'e tompony hanapaky gn'ankohonany mba hagnomezandreo gne hanin-dreo amin'e fotoagny mety? \v 46 Sambatry izay mpanompo izany izay hitan'e Tompony fa magnano izany refa avy izy. \v 47 Zakaiko marina aminareo fa e tompony gne hanapaky anazy ho ambonin'e raha rehetra anagnany.