plt-x-antaifasy_mat_text_reg/24/43.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 43 Fa fantatro izao, Raha fantatry gne tompon-trano hoe amin'e firy aligny gne hevian'e mpangalatry, da honiambigny izy da nametraky gne tragnony ho vaky. \v 44 Noho izany da tsy maintsy mivonogny avakoa anareo, fa ho avy gne Zanak'Olo amin'e lera tsy ampoizinareo.