plt-x-antaifasy_mat_text_reg/24/40.txt

1 line
254 B
Plaintext

\v 40 Aveo hisy lehilà roy egny an-tsaha- gne raiky ho raisigny, da gne raiky ho apetraky. \v 41 Viavy roy no handisa vary- gne raiky ho raisigny, da gne raiky ho apetraky. \v 42 Noho izany da miambena, fa tsy fantatrareo izay andro hevian'e Tomponareo.