plt-x-antaifasy_mat_text_reg/24/37.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 37 Akô tamign'e androny Noa, da akoizany avakoa gne fihavian'e Zanak'ologny. \v 38 Fa akô gne tamin'ireo andro mialohan'e safo-drano da nihinagny sady nisotro indreo, nanambady sady nampakarigny mandra-piviagny andro nideran'i Noa tao agnatin'e Sambo fiara, \v 39 da tsy nahafantatry ndre ino ndre ino indreo mandra-piavin'e safo-drano da nadringagny anazy rehetra- da akôizany gne fihavian'e Zanak'Olo.