\v 36 Kanefa gne mahakasiky izany andro sy ora zany da tsy misy mahalala, na gn'anjelin'e lagnitra aza, na gne Zanaky làhy, fa gne Ray avao.