plt-x-antaifasy_mat_text_reg/24/19.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 19 Fa loza ho an'ireo bevôky sy mampinono amizany andro izany! \v 20 Mivavaha mba tsy ho ame rirignigny na Sabata gne hibôky gne file fasanareo. \v 21 Fa hisy fahoriagny zakabe, izay tsy mbola nisy akô izany fehizay am-panombohan'izao tontolo izao mandrak'androany, tsia sady tsy hisy esanaky. \v 22 Râ tsy atohezigny ireo aandro ireo, da tsy hisy nofotry ho vonjena. Fa nohon'e olom-boafidy, da hafohezigny ireo andro ireo.