plt-x-antaifasy_mat_text_reg/24/15.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 15 Noho izany, râ mahita gne fahavetavetan'e fandravagny anareo, izay nozakain'i Daniela mpaminagny, da hitsangagny ame toeragny masigny anareo" (aoky gne mpamaky hahataiatry),\v 16 Aoky ireo izay agny Jodia hailefa ho agny an-tendrombohitry, \v 17 aoky izay ambonin'e tragno tsy hidigny hangalaky zavatry an-dragnony, \v 18 sady aoky izay agny ame saha tsy himpody hangalaky gne lambany.