plt-x-antaifasy_mat_text_reg/24/09.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 9 Ka ho atolotr'indreo ho ame fahoriagny anareo da ho vonoigny. Ho halan'e firenegny aby anareo nohogn'e agnarako. \v 10 Sady maro e ho tafitohigny, da hifamadiky sy hifankalaigny e tsiraidraiky. \v 11 Mpaminagny sandoky maro no hitsangagny ka hamitaky ologny maro.