1 line
329 B
Plaintext
1 line
329 B
Plaintext
\v 20Hoy i Jesosy tamindreo hoe: "An'ia ity sary izy ame gn'agnara ity?" \v 21Nizaka tamin'Azy indreo hoe: "an'i Kaisara." Avy eo Jesosy nizaka andreo hoe: "Omeo an'i Kaisara izay an'i Kaisara, sady an'Andriamanitry izay an'Andriamanitry." \v 22Refa naharegny an'izany indreo, da gaga. Sady niala teo amin'Azy indreo da nandeha. |