plt-x-antaifasy_mat_text_reg/17/26.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 26 Rehefa nizaka Petera hoe: "Avy amin-dreo vahiny," da hoy Jesosy taminazy hoe: "Da afaky ame fandohavagny anizany gne fokonolo. \v 27 Fa mba tsy hampanontantsika gne mpamory hetra, da mandehana ame ranimasigny, manorà fitagny ao, da alay gne laoky andarno izay miakatry voalohany. Rehefa voasokatry gne vavany, da hahita sekely anao. Alay izany da omeo andreo mpamory hetry ho Ana da ho anao."