plt-x-antaifasy_mat_text_reg/17/19.txt

1 line
627 B
Plaintext

\v 19 Da nagnotany an'i Jesosy mangingigny indreo mpianatry sady nagnano hoe: "Magnino ra tsy nahavita namoaky an'igny iay? \v 20 Jesosy nizaka andreo hoe: "Noho gne finoanareo kidy. Fa zakaiko marina aminareo, raha managny finoagny ndre da kidy ako gne voatsinampy aza anareo, da afaky mizaka amin'ity temdrombohitry ity anareo hoe: 'Mifindra avy etoa ho etsy; da hifindra izany da tsy hisy ndre ino ndre ino tsy ho ainareo atao. \v 21 [Fagnamarihagny: Gne dikany e zaka taloha tsara tokotry da tsy ahitagny gne hoe v.21. "Fa ity karazan'e demonia ity da tsy minoaky raha tsy miaraky amin'e vavaky da fifadian-kanigny."]