plt-x-antaifasy_mat_text_reg/17/11.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 11 Jesosy namaly da nizaka hoe: "Elia da ho avy tokotry da hamerigny ame laoniny gne raha aby. \v 12 F'izy zakaiko aminareo, fa efa avy Elia, fa indeo tsy nahafantatry anazy. Mifanohitry amin'izany, nagnano gne raha aby izay tiany nanigny taminazy indreo. Da ako izany avakoa, gne Zanak'olo avakoa da hijaly ankatrefan-dreo. \v 13 Avy teo da azon-dreompianatry fa nizaka tamin-dreo gne momba an'i Jaona mpambotry Batisa Izy.