plt-x-antaifasy_mat_text_reg/14/01.txt

1 line
233 B
Plaintext

\v 1Taminizany fotoana izany, Heroda mpanjaka naharegny gne vaovao momba an'i Jesosy. \v 2 Hoy izy tamin'gne mpanompony hoe: "I Jaona mpagnano batisa izany; nitsangagny tamin'gne maty izy. Noho izany da miasa amizany ireo hery ireo."