plt-x-antaifasy_mat_text_reg/09/14.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 14 Aveo nagnotany andreo mpianatr'i Jaona da nizaka hoe: "Nagnino iay sy gne fariseo e mifady hanigny matetika, fa gne mpianatrinao nefa tsy mba mifady? \v 15 Hoy Jesosy tamin-dreo hoe: "Mety alahelo me anareo havan'gne mpampakatry, ra mbola miaraky amin-dreo gne mpampakatry? Fa hoavy gne andro hangalagny gne mpampakatry amin-dreo, da amin'izay indreo vo hifady hanigny.