plt-x-antaifasy_mat_text_reg/09/10.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 10 Da ra nipetraky hihinagny tandragnony Jesosy,igny, mpamory hetra sy olo mpanota maro tonga sady niara-nihinagny tamin'i Jesosy sy gne mpianatrany. \v 11 Rehefa naita izany gne fariseo, da nizaka tamin'gne mpianatrany indreo hoe: "Nagnino gne mpampianatry nareo no miara-mihinagny amin'gne mpamory hetra sy gne olo mpanota?