\v 21 Raiky hafa tmin'gne mpianatry nizaka taminazy hoe: "Tompo, avelay eky iao andeha da andevigny e abako." \v 22 Fa hoy Jesosy taminazy hoe: "Magnara Ana, da apetray gne maty andevigny gne maty aminazy manokagny."