\v 14 Ra niditry tandragnon'i Petera Jesosy,da nahita gne rafozam-bavin'i Petera natory nararin'gne tazo izy. \v 15 Nokasihan'i Jesosy gne tagnany, da niala taminazy gne tazo. Da nitsangagny izy sady nanomboky nandroso sakafo Anazy.