plt-x-antaifasy_mat_text_reg/08/08.txt

1 line
616 B
Plaintext

\v 8 Namaly e kapiteny da nagnano hoe: "Tompo, tsy mendriky iao gne tokony hidiranao gnambany tafon-tragnoko, zakay fotsiny gne zaka da ho sitragny gne mpanompoko. \v 9 Fa iao avokoa da lela napetraky ambany fahefagny, sady managny miaramila izay feheziko iao. Mizaka amin'gne raiky iao hoe: 'Mandiana', da mandea izy, da amin'gne hafa raiky hoe:'Avia,' da magnatogny izy, da amin'gne mpanompoko hoe: "Anio izao,' da aniny izany." \v 10 Rehefa regnin'i Jesosy izany, da gaga Izy da nizaka tamin'gne nagnaraky Anazy hoe: "Zakaiko marina aminareo, fa tsy mbola nahita olo nanam-pinoagny ako izany Iao ta Israely tetoa.