plt-x-antaifasy_mat_text_reg/06/19.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 19Ka magnopy gn'aregnanareo ety an-tany, izay simbain'e kalalao izy ame harafesigny, sady hidiran'e mpangalatry an-keriny ka hangalatry. \v 20Fa kosa, hopio agny an-dagnitry gn'aregnanareo, izay tsy ho simban'e kalalao sizy ame harafesigny, sady tsy hidiran'e mpangalatry an-keriny ka hangalatry. \v 21Fa izay misy gn'aregnanao, gn'ipetrahan'e fonao avao koa.