plt-x-antaifasy_mat_text_reg/06/08.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 8ho izany, ka magnano ako andreo, fa gne Rainareo d'efa mahalala gne raha izay ilainareo talohan'e nangatahanareo tamin'Azy. \v 9Noho izany mivavaha ako izao hoe: ' Rainay izay agny an-dagnitry, ho hamasignigny anie gn'agnaranao. \v 10Ho avy anie gne fanjakanao. Hanigny anie gne sitraponao ety an-tany ako gn'agny an-dagnitry.