plt-x-antaifasy_mat_text_reg/06/01.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 1 Mitandrema mba tsy hjagnano gn'asan'e fahamarignanareo eo agnatrehan'e olo anareo mba ho itandreo, fa raha tsy izany da tsy hahazo gne valisoa avy ame Rainareo izay agny an-dagnitry. \v 2Noho izany refa magnano fiantragny anareo, da ka mitsotry trompetra misariky gn'afa ako gne mpetsara velatsihy agny ame synagoga da gn'egny ame lalagny, ka mba mety hahazo fideran'olo indreo. zakaiko marigny aminareo, fa indreo da efa nandray gne valisoany.