plt-x-antaifasy_mat_text_reg/04/23.txt

1 line
570 B
Plaintext

\v 23 Nandeha eran'i Galilia Jesosy, nampianatry tamin'e synagogan-dreo, nitory gne filazantsaran'e fanjakagny, sady nagnasitragny ireo karazan'arety agnaby miaraky gne rofy agnaby tamign'olo.\v 24 Nimparitaky eran'i Syria gne vaovao mahakasiky Anazy, da nentin'olo teo Aminazy ireo izay marary agnaby, mararin'e karazan'arety sy fangirifirihagny, ireo demoniaka, sy izay mararin'e androbe sy mararin'e paralysisa. Nositranin'i Jesosy raiky avao. \v 25 Fonkonolo maro avy tagny Galilia, Dekapolisy, Jerosalema, Jodia sady avy agny andafin'i Jordana gne nagnaraky Anazy.