plt-x-antaifasy_mat_text_reg/04/14.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 14 Izany gne nibôky mba hahateraky izay nambaran'Isaia mpaminagny hoe: \v 15 "Gne tanin'i Zebolona izy ame Naftaly, mandeha amin'e ranomasigny, agny agnilan'i Jordana, Galilia an'ireo Jentilisa! \v 16Gn'olo nipetraky tagny amin'e mizigny da nahita fahazavagny zakabe, sady izy nipetraky tamin'e faritry sy gne aloky gne fahafatesagny, da tamindreo gne niposahan'e fahazavagny."