plt-x-antaifasy_mat_text_reg/04/10.txt

1 line
252 B
Plaintext

\v 10 Avy eo Jesosy nizaka taminazy hoe: 'Mialà tetoa anao, ry Satana! F'efa vôsoratry ho: 'Anao da hidera e Tompo Andriamanitrao, sady izy raiky avao gne Tompoinao."' \v 11Avy eo niala Anazy gne devoly, sady indreo, nisy anjely avy da nanompo Anazy.