plt-x-antaifasy_mat_text_reg/04/07.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 7 Jesosy nizaka taminazy hoe: "Da mbola vôsoratry indraiky hoe: 'Tsy tokony hitsapa gne Tompo Andriamanitrao anao. "' \v 8 Nindesin'e devoly nandeha amin'e toeragny ambony indraiky Izy sady nampiseho anazy gne fanjakagny agnaby amin'izao tontolo izaoizy ame hatsaran'ireo. \v 9 Hoy izy taminazy ho: "Ireo rehetry ireo da homeko anao, râ ohatry ka miankohoka eto agnatrehako sy midera anà anao."