plt-x-antaifasy_mat_text_reg/04/05.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 5 Avy eo gne devoly ninday anazy tagny amin'e tanagny masigny da nagnapetraky anazy tamin'e faratampon'e tempoly, \v 6sady nizaka taminazy hoe: "Râ Zanak'Andriamanitry anao, da milavoa agny ambany agny, fa vôsoratry hoe: 'Izy handidy ireo anjely hitaiza anao' sy 'hanandratry Anao eo amin'e tagnan-dreo, da tsy ho tafatohy amin'e vato gne tombokao. "'