plt-x-antaifasy_mat_text_reg/04/01.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 1 Avy eo Jesosy notarihan'e Fagnahy ho agny agn'efitry mba halain'e devoly fagnahy.\v 2 Refa agy nifady hanigny efapolo andro sy efapolo aligny izy, da mosaregny. \v 3Nagnantogny gne mpalaky fagnahy da nizaka taminazy hoe: " Râ Zanak'Andriamanitry anao, da zakay ho tonga mofo ireto vato ireto. " \v 4 Fa Jesosy namaly da nagnano hoe: " Vôsoraty hoe: 'tsy gne mofon avao gne hiveloman'olo fa izay zaka agnaby aloaky gne vavan'Andriamanitry. "'