plt-x-antaifasy_mat_text_reg/03/13.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 13 Avy eo Jesosy avy tagny Galilia da avy teo amin'e reniranon'i Jordana ho amboarin'i Jaona batisa. \v 14 Nefa i Jaona da nizaky nanakagny anazy, magnano hoe: "Iao e mila amboarinao batisa nefa anao avakoa me gne magnontany anà?" \v 15 Jesosy namaly sady nizaka taminazy hoe: "Ekeo izany amin'izao fotoagny izao, fa iao gne mety amintsika hahatanteraky gne fahamarinagny agnaby." Avy eo Jaona nagneky anazy.