plt-x-antaifasy_mat_text_reg/03/10.txt

1 line
566 B
Plaintext

\v 10 Sady efa napetraky ame am-pototrin'e hazo gne famaky. Da ireo hazo rehetra izay tsy mamoa tsara da ho tapahigny sady hariagny agny agnaty afo. \v 11 Magnano batisa anareo amin'e rano ho amin'e fibebahagny iao. Fa mahery noho iao izy izay ho avy afarako, sady iao da tsy mendriky avao na da gne hinday e kapany azaky. Hagnano batisa anareo amin'e Fanahy Masina sy gne afo Izy. \v 12 Efa egny an-tagnany gne fikororohagny mba hagnadiovagny gne famoloagny sady hanangonagny gne variny agny an-tsopitry. Fa izy da handoro ireo akofa amin'e afo izay tsy mety maty."