plt-x-antaifasy_mat_text_reg/03/07.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 7 Fa non'e nahita andreo Fariseo sy Sadose maro naganatogny anazy mba ho atao batisa izy, da hoy izy tamindreo hoe: "Ry taranaky menaragny feno poizigny, ia gne nampitandrigny anareo hitsoaky gne fahatezeragny izay ho avy? \v 8 Mamoaza miendriky gne fibebahagny. \v 9 Sady aza misaigny gne hizaka anankam-po hoe: "Managny an'i Abrahama ho rainay iay." Fa zakaiko aminareo fa Andriamanitry da mahavita manangagny zanaky hoan'i Abrahama ndre da avy amin'ireto vato ireto aza.