plt-x-antaifasy_mat_text_reg/03/01.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 1 Tamin'izany andro izany da nandeha nitory tagny ame tany foagnin'i Jodia I Jaona mpagnano Batisa magnano hoe: \v 2 "Mibebaha, f'efa akaiky gne fanjakan'e lagnitry." \v 3 Fa izy gn'ilay nozakain'Isaia mpaminany, magnano hoe: "Misy feo raiky mangaiky mafy agny agn'efitry hoe: "Amboary gne lalan'e Tompo, ahitsio gne lalagny."