auto save

This commit is contained in:
MAD125 2020-03-04 04:14:33 -05:00 committed by root
parent 8796e172b6
commit 9a01b589ca
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 37 Ry Jerosalema, ry Jerosalema, anao zay mamono e mpaminany sy mitora-bato zay irahigny! Impiry Aho no magniry gne hagnangogny e zanakao miaraky, manahak'e akoho vavy raiky magnangogny e akoho\v 38 kidy ao ambany elany, nefa tsy nety anareo! Indro, e tragnonareo no avela ho lao ho anareo. \v 39 Fa zakaiko aminareo, hatramin'izao, tsy hahita Anaha tokôtry anareo mandra-pizakanareo ho e: "Isaoragn'anie zay avy ame agnaran'e Tompo."'
\v 37 Ry Jerosalema, ry Jerosalema, anao zay mamono e mpaminany sy mitora-bato zay irahigny! Impiry Aho no magniry gne hagnangogny e zanakao miaraky, manahak'e akoho vavy raiky magnangogny e akohoidy ao ambany elany, nefa tsy nety anareo! \v 38 Indro, e tragnonareo no avela ho lao ho anareo. \v 39 Fa zakaiko aminareo, hatramin'izao, tsy hahita Anaha tokôtry anareo mandra-pizakanareo ho e: "Isaoragn'anie zay avy ame agnaran'e Tompo."'