auto save

This commit is contained in:
MAD125 2020-03-04 03:11:19 -05:00 committed by root
parent 70c5b36c7e
commit 8d72efb8b2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 \v 10 Namaly e kapiteny da nagnano hoe: "Tompo, tsy mendriky iao gne tokony hidiranao gnambany tafon-tragnoko, zakay fotsiny gne zaka da ho sitragny gne mpanompoko. Fa iao avokoa da lela napetraky ambany fahefagny, sady managny miaramila izay feheziko iao. Mizaka amin'gne raiky iao hoe: 'Mandiana', da mandea izy, da amin'gne hafa raiky hoe:'Avia,' da magnatogny izy, da amin'gne mpanompoko hoe: "Anio izao,' da aniny izany." Rehefa regnin'i Jesosy izany, da gaga Izy da nizaka tamin'gne nagnaraky Anazy hoe: "Zakaiko marina aminareo, fa tsy mbola nahita olo nanam-pinoagny ako izany Iao ta Israely tetoa.
\v 8 Namaly e kapiteny da nagnano hoe: "Tompo, tsy mendriky iao gne tokony hidiranao gnambany tafon-tragnoko, zakay fotsiny gne zaka da ho sitragny gne mpanompoko. \v 9 Fa iao avokoa da lela napetraky ambany fahefagny, sady managny miaramila izay feheziko iao. Mizaka amin'gne raiky iao hoe: 'Mandiana', da mandea izy, da amin'gne hafa raiky hoe:'Avia,' da magnatogny izy, da amin'gne mpanompoko hoe: "Anio izao,' da aniny izany." \v 10 Rehefa regnin'i Jesosy izany, da gaga Izy da nizaka tamin'gne nagnaraky Anazy hoe: "Zakaiko marina aminareo, fa tsy mbola nahita olo nanam-pinoagny ako izany Iao ta Israely tetoa.