Sat Mar 07 2020 16:49:10 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 16:49:11 +03:00
commit 388109b2a9
95 changed files with 194 additions and 2 deletions

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Mitandrema mba tsy hjagnano gn'asan'e fahamarignanareo eo agnatrehan'e olo anareo mba ho itandreo, fa raha tsy izany da tsy hahazo gne valisoa avy ame Rainareo izay agny an-dagnitry. \v 2Noho izany refa magnano fiantragny anareo, da ka mitsotry trompetra misariky gn'afa ako gne mpetsara velatsihy agny ame synagoga da gn'egny ame lalagny, ka mba mety hahazo fideran'olo indreo. zakaiko marigny aminareo, fa indreo da efa nandray gne valisoany.

1
06/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Fa refa magnano fihatragny anareo, k'anigny lalan'e tagnanareo akavia gn'anin'e tagnanareo akavana, \v 4da mba omegny mangingigny gne fagnomezanareo. Avy eo gne Rainareo izay mahjita ame mangingigny gn'amaly soa anareo.

1
06/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Refa mivavaky anareo, ka magnano ako gne mpetsaravelatsihy, f'indreo tia mitsangagny da mivavaky eo ame synagoga izy ame eo amoron-dalagny, da mba ho hitan'olo. Zakaiko marigny aminareo, f'indreo d'efa nandray gne valisoany. \v 6Fa anareo, refa mivavaky, midira ao agn'efitrareo. Hidio gne varangara, da mivavaha, da mivavaha ame Rainareo izay ao ame mangingigny. Avy eo gne Rainareo izay mahitaao ame mangingigny gn'amaly soa anareo. \v 7Refa mivavaky anareo, da ka magnano zako maro tsisy ilagny an'azy ako gne Jentilisa io, gn'ame fiheverany fa ho tenomigny indreo ame zaka maro anindreo.

1
06/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8ho izany, ka magnano ako andreo, fa gne Rainareo d'efa mahalala gne raha izay ilainareo talohan'e nangatahanareo tamin'Azy. \v 9Noho izany mivavaha ako izao hoe: ' Rainay izay agny an-dagnitry, ho hamasignigny anie gn'agnaranao. \v 10Ho avy anie gne fanjakanao. Hanigny anie gne sitraponao ety an-tany ako gn'agny an-dagnitry.

1
06/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11Omeo anay androany gn'anigny ampy ho anay. \v 12Mamela gne helokay, ako gne hamelanay gne meloky taminay. \v 13sady ka mitondra anay ame faka-pagnahy, fa magnafaha anay ame ratsy . '"[Fagnamarihagny: gne dika-teny taloha tena tsara da mangala gne hoe: "Fa Anao gne fanjakagny izy ame hery sady gne voninahitry mandrakizay. Amen."]

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14Fa raha mamela gn'hadisoan'olo anareo, da hamela anareo avao koa gne Rainareo izay agny an-dagnitry. \v 15Fa raha tsy mamela gn'hadisoandreo anareo, da tsy hamela gn'hadisoanareo mihitsy gne Rainareo.

1
06/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16Ambadik'izay, refa mifady hanigny anareo, ka magnaboky tareha mampalahelo ako gn'ataon'e mpetsaravelatsihy, fa magnaratsy tareha indreo ka mba mety ho hitan'olo fa tena mifady hanigny. Zakaiko marigny aminareo, f'efa nandray gne valisoany indreo.\v 17F'anao, refa mifady hanigny osory menaky gne lohanao sady sasao gne tarehanao, \v 18da mba tsy ho hitan'e hafa hoe mifady hanigny , fa ame Rainao izay mahita ao ame mangingigny, gn'hamaly soa anao.

1
06/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Ka magnopy gn'aregnanareo ety an-tany, izay simbain'e kalalao izy ame harafesigny, sady hidiran'e mpangalatry an-keriny ka hangalatry. \v 20Fa kosa, hopio agny an-dagnitry gn'aregnanareo, izay tsy ho simban'e kalalao sizy ame harafesigny, sady tsy hidiran'e mpangalatry an-keriny ka hangalatry. \v 21Fa izay misy gn'aregnanao, gn'ipetrahan'e fonao avao koa.

1
06/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22Gne maso gne jiron'e vatagny. Noho izany, raha tsara gne masonao, da ho feno fahazavagny gne vatagny agnaby. \v 23Fa raha ratsy gne masonao, da ho feno mizigny gne vatagninao agnaby. Noho izany, raha mizigny gne fahazavagny izay ao agnatinao amizao, magnano akôgnaia gn'azakaben'izany mizigny izany! \v 24Tsisy afaky hanompo tompo roy, fa halaigny gne raiky izy sady hitia gne raiky, raha tsy izany hanolo-tegna ho an'e raiky da halaigny gne raiky hafa. Anao da tsy afaky hanompo Andriamanitry izy ame haregny.

1
06/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25Noho izany zakaiko aminareo, ka magnagnahy momba gn'aigninareo, izay hohaninareo na izay hondranominareo- na momba gne vatanareo, izay hosikininareo. Fa tsy zakabe nohon'e hanigny me gne fiainagny, sady gne vatagny zakabe nohon'e fisikinagny?\v 26Hiteo gne vorogny egny ame habakabaky. Izy regny da tsy mamafy na mijinja na mandangogny ao ame tragnambo, fa gne Rainareo izay agny an-dagnitry gne mamahagny an'azy regny. Tsy lafo vidy kokoa mihotry an'iregny me anareo?

1
06/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27Ia aminareo gn'afaky magnampy kiokio raiky ame andro hiaignany ame fagnahiagny? \v 28Nagnino anareo gne magnagnahy momba ane fisikinanareo? Dinihogne momban'e lilia egny ame tanimboly, akôgnaia gne fitsiriany. Tsy mba miasa izy regny, sady tsy magnambôtry fisikinagny. \v 29Zakaiko aminareo, fa ndre i Solomona aza ! ame voninahitriny agnaby da tsy nisikigny akô gne raiky amiregny.

2
06/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 30Raha ampisikinin'Andriamanitry akô iany gn
'ahitry agny antanimboly, izayp agnaby misy androany ? da omaray da hatsipy ao ampatagny, akôgnaia gn'ampisikinigny anareo bebe kokoa, anareo kidy finoagny io? \v 31 Noho izany ka magnagnahy da hizaka hoe: 'Ino gn'ohaninany? ' na hoe: '/Ino gn'ondranominay?' na hoe: 'Ino gne fisikinagny ho aninay?'

1
06/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32Fa gne jentilisa mitady an'io raha io, sady gne Rainareo izay agny an-dagnitryda mahalalafa mila an'io anareo. \v 33Fa tadiavo aloha gne fanjakagny izy ame fahamarinagny da homegny anareo agnaby izany raha izany.\v 34Noho izany , ka magnagnahy gn'omaray, fa gn'omaray hagnahy gn'an'azy. Ampy ho ane andro tsiraidraiky gne ratsy ao amin'azy.

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 6

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Aza mitsara, da tsy ho tsaraigny anareo. \v 2 Fa ame fitsaragny naninareo, gne hitsaragny anareo, sady ame fandrefesagny andrefesanareo, gne handrefesagny anareo.

1
07/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Nagnino me hitanao gne dify kidikidy izay agnaty mason'e rahalànao, nefa tsy hitanao gne anakandry ao agnaty masonao? \v 4 Akôgnaia gne hizakanao gne rahalànao hoe: 'Ao eky me angalako gne dify ame masonao io,' raha mbola ao agnaty masonao gn'anakandry? \v 5Ô mpetsaravelatsihy! Alay teo eky gn'anakandry agnaty masonao, sady avy eo anao hahita tsara refa mangalagne dify izay eo ame mason'e rahalànao.

1
07/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6Ka omegny gn'amboa izay masigny, sady ka atsipy eo alohan'e kosoa gne vatosoanareo.Raha tsy izany da mety ho voahitsakiny gne tombokindreo, sady avy eo hifotitry sady hamiravira anareo ame fahapotehagny.

1
07/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7Mangataha da omegny anareo izany. mitadiava, da hahita anareo. Dondomy, fa hivoha ho anareo izany. \v 8Fa izay mangataky, da mahazo; izay olo agnaby mangataky da mahazo; izay olo agnaby mitady,da mahita; sady ho an'olo mandondogny, da ho vahagny. \v 9Sa ia aminareo, raha angatahan'e zanany mofo, gne hagnome vato ho an'azy? \v 10Ndre koa raha nangatahany trondro ka hagnome an'azy bibilava?

1
07/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Noho izany, raha anareo izay ratsy aza mahay mangnome gne fagnomezagny izay tsara ho an'e zanakareo, tsy zakabe mihotry me gne raha tsara omen'e Rainareo izay agny an-dagnitry ho an'izay mangataky amin'Azy? \v 12Noho izany, ndre ino ndre ino raha tianareo ho anin'olo ame tegnanareo, da tokony hagnano akô izany amindreo avao koa anareo, fa izany gne lalagny izy ame mpaminany.

1
07/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13Midira ame vavahady pitsa. Fa zakabe gne vavahady sady malalaky gne lalagny minday agny ame fahaverezagny, sady maro gn'olo izay mandeha amizany. \v 14Fa tery gne vavahady sady sarotry gne lalagny izay mitariky megnagny ame fiainagny,sady vitsy izay mahita an'izany

1
07/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15Mitandrema ame mpaminany sandoky, izay magnatogny anareo ame fisikinan'e ondry nefa amboadì tena mpihaza. \v 16Ame gn'alalan'e voany gne hahalalanareo andreo. Mila voaloboky egny ame fantsy me gn'olo, ndre koa aviavy egny ame songosongo? \v 17 Mitovy amizany , gne kakazo tsara agnaby da mamokatry voa tsara, fa gne kakazo ratsy da mamokatry voa ratsy.

1
07/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18Gne kakazo tsara da tsy afaky gne hamokatry voa ratsy, ndre koa gne kakazo ratsy da tsy afaky mamokatry voa tsara. \v 19 Gne kakazo agnaby izay tsy mamokatry voa tsara da tapaigny sady hatsipy agny agnaty afo. \v 20Ka noho izany, ho lalanareo indreo ame gn'alalan'e voany.

1
07/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21Tsy izay olo agnaby mizaka Aminà hoe: ' Tompo, Tompo,' Da hiditry gne fanjakan'e lagnitry, fa gn'olo izay magnano gne sitrapon'e Raiko izay agny an-dagnitry avao. \v 22Maro gn'olo hizaka Aminà amizany andro izany hoe: 'Tompo, Tompo, tsy efa naminany tame gn'agnaranao me iay, tsy efa namoky gne demony tame gn'agnaranao, sady nagnano gn'asa zakabe tame gn'agnaranao?' \v 23Avy eo Iao hagnambara amindreo amaso amaso hoe: ' Tsy nahalala anareo mihitsy Iao! Miala lavitry Anà, ry mpagnano ratsy!'

1
07/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24Noho izany, gn'olo agnaby izay maharegny gne zakako sady mankato an'izany da akô gn'olo manakagnahy izay nanangagny gne tragnony egny ambony vatoloampy.\v 25 Neriky gn'andro, avy gne tondra-drano, sady nifofofofo sady namely gne tragno gne rivotry, fa tsy nampitola an'izany, satria natsangagny teo ambony vatolampy.

1
07/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26Fa gn'olo agnaby izay maharegny gne zakako ka tsy mankatò an'azy iregny da akô gn'olo mola izay manangagny gne tragnony egny ambony fasiky. \v 27Neriky gn'andro, avy gne tondra-drano, sady nifofofofo da namely gne tragno gne rivotry, ka da nirodagny izany, sady feno faharavagny.''

1
07/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28Sady refa avy nagnambara an'io zaka io Jesosy, gaga tame fampianarany gne fokon'olo , \v 29satria nampianatry andreo akô gn'olo managny fahefagny Izy, fa tsy akô gne mpanora-dalàgnindreo.

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 7

1
13/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Tamizany andro izany Jesosy nandeha nijotso gne tragno sady nipetraky teo amoron'e ranomasigny. \v 2Nisy fokon'olo maro nilagnogny nagnodidigny an'Azy, da nitikigny lakagny Izy sady nipetraky tao amizany, raha nitsangagny teo amoron-dranomasigny kosa gne fokon'olo agnaby

1
13/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Avy eonJesosy nizaka raha maro tamindreo tame gn'alalan'e fagnoharagny. Hoy Izy hoe: "Indro, nisy mpamboly raiky nandeha nijotso hamafy voa. \v 4Raha igny izy namafy igny, da nisy voa sasany latsaky tamorondalagny, kaiky da avy gne vorogny da nihinagny an'izany. \v 5Gne voa hafa ndraiky da latsaky tame tany be vato, kantsy nahazo nofo-tany tsara gne voa. Avy da nitsiry gne voa, satria tsy laligny gne tany. \v 6Fa refa niposaky gne masoandro, da maigny izany satria tsy nisy vatriny, sady da nalazo.

1
13/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7nilatsaky tame fantsy gne voa hafa. Nitsiry gne fantsy sady nagnageja andreo. \v 8Gne voa hafa nilatsaky tame tany tsara sady namoa voany, gne sasany avo in-jato teo, gne sasany enim-polo teo, da gne sasany telo-polo. \v 9Izay managny tadigny, aoky izy hiteno."

1
13/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10Ngnatogny gne mpianatry sady nizaka an'i Jesosy hoe: "Nagnino Anao miresaky amin'io fokon'olo io ame gn'alalan'e fagnoharagny?" \v 11Namaly Jesosy sady nizaka andreo hoe: "Anareo gne nomegny tombony hahalala gne raha mifin'e fanjakan'e lagnitry, fa ho andreo da tsy nomegny an'izany. \v 12Satria ndre ia ndre ia managny, da ho zakabe fezay gne homegny. Fa ndre ia ndre ia tsy managny, ndre izay hanagnany aza ho alaigny amin'azy.

1
13/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13Izany gn'antony hizakako amindreo ame fagnoharagny: Ndre da magnety aza indreo, da tsy mahita; sady ndre da miteno aza indreo, da tsy maharegny, na mahazo. \v 14Amindreo gne faminanian'Isaia da tontosa, izay mizaka hoe: 'Refa miteno daaharegny anareo,f'izy tsy hahazo mihitsy; refa magnety da hahita, f'izy tsy hahatakatry.

1
13/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15Fa lasa mafy gne fon'ity fokon'olo ity, sady mafy tadigny indreo, sady napindreo gne masony, mba tsy hahita ame masondreo, na haharegny ame tadignindreo, na hahazo ame fondreo, da hibebaky indraiky indreo, sady hagnasitragny andreo Iao.'

1
13/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16Fa sambatry gne masonareo, satria mahita; sady gne tadigninareo,satria maharegny. \v 17Zakaiko aminareo marigny fa mpaminany izy ame olo marigny gne nagniry gne hahita gne raha izay hitanareo, kanefa tsy nahita an'io. Nagniry gne haharegny gne raha izay regninareo indreo, Kanefa tsy naharegny an'io.

1
13/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18Ka da mitenoma gne fagnoharagny gn'ame mpamboly raiky izay namafy gne voany. \v 19Refa misy maharegny gne zakan'e fanjakagny kanefa tsy mahazo an'izany, da avy gne ratsy sady magnambotry izay nafafy tao ampony. Io gne voa nafafy tegny amorondalagny.

1
13/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20Gne nafafy tegny ame tany be vato da gn'olo izay maharegny gne zaka ka avy hatrany da mandray an'azy ampifaliagny, \v 21 f'izy tsy mbola miletiky ao agnatiny izy sady da maharitry tselatsela avao. Refa avy gne fahoriagny na gne fagniagnagny nohon'e ame zaka, da malaky tafitohigny izy.

1
13/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22Gne nafafy tame fantsy , io da gn'olo izay naharegny gne zaka, f'izy gne fagnahiagny an'izao tontolo izao izy ame fitakin'e aregny gne magnageja gne zaka, sady da lasa tsy mamoa izy. \v 23Gne nafafy teo ame tany tsara , io gn'olo izay maharegny gne zaka sady mahazo an'izany. Mamoa isiky izy sady mahatonga gne voa raiky, hagnome avo zato eo mihôtry izay namolegny, gne sasany enim-polo, gne sasany avo telo-polo.''

1
13/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24Nagnabôky fagnoharagny raiky hafa tamindreo Jesosy. Hoy izy hoe: "Gne fanjakan'e lagnitry da akô gne lelà raiky izay namafy voa tsara tao ame tanim-boliny. \v 25Fa raha natory igny gn'olo da avy gne fahavalony sady namafy voan-tsimparifary avakoa tao ame vary sady nandeha. \v 26Refa nitsiry gne vary sady avy eo namokatry gne voany, da nipoitry avakoa gne voan-tsiparifary

1
13/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27Avy gne mpanompon'e tompo-tany da nizaka tamin'azy hoe: 'Tompoko, tsy namafy voa tsara tao ame tanimbolinao me anao? ka nagnino izy amizao misy voan-tsiparifary?' \v 28Hoy izy tamindreo hoe: 'Nisy fahavalo nagnano an'izany.' hoy gne mpanompony tamin'azy hoe: 'Ka tianao me gne handehananay magnambotry an'azy io?'

1
13/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29Gne tompo-tany nizaka hoe: 'Tsia. Satria raha magnambotry gne tsiparifary anareo da mety hagnambotry gne vatrin'e vary miaraky amin'azy. \v 30Avelay hiaraky hitsiry izy roy hatrame fihilagny an'azy. Ame fotoagny fihilagny da hizaka ame mpihila iao hoe: "Alay aloha gne ahi-dratsy da fihezo ho fehy maromaro mba hagnoagny andreo, fa alagnony ao ame fipetrahan'e vokatriko kosa gne vary.""'

1
13/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31Avy eo jesosy nagnabôky fagnoharagny raiky hafa tamindreo. Hoy izy hoe: "Gne fanjakan'e lagnitry da akô gne voatsinampy izay nalain'e lela raiky sady nafafiny teo ame tanimboliny. \v 32Io voa io tokôtry gne voa kidy indrindra amevoa hafa agnaby. Fa refa nitsiry izany, da zakabe nohon'e kakazo ao ame tanimboly. Lasa kakazo izany, mba hiavian'e vorogny ame habakabaky sady hagnano gne tragnondreo eo ame tagnany

1
13/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33Avy eo jesosy nizaka fagnoharagny raiky hafa. "Gne fanjakan'e lagnitry da akô gne lalivay izay nalain'e viavy raiky da nafangarony tame lafariny intelo fagnaranagny mandra-piakatry gne koba agnaby."

1
13/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34Fagnoharagny gne nagnambaran'i Jesosy gne raha agnaby tame fokon'olo; sady tsy nizaka ndre ino ndre ino tamindreo afa-tsy tame fagnoharagny Izy. \v 35Izany da mba hahatanteraky izay nozakaigny tame gn'alalan'e mpaminany, refa nizaka Izy hoe: ''Iao niloa-bava ame gn'alalan'e fagnoharagny. Hizaka raha izay nafiny hatramizay nagnoregnagny an'izao tontolo izao Iao.''

1
13/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36Avy eo Jesosy niala gne fokon'olo sady negn'andragno. Negnam'e mpianatriny sady nizaka hoe: ''Azavay aminay gne fagnoharagny momba gne tsiparifarin'e tanimboly.'' \v 37Namaly Jesosy sady nizaka hoe : ''Gne mamafy voa tsara da gne Zanak'olo. \v 38 Gne tanimboly da izao tontolo izao; gne voa tsara da gne zanakin'e fanjakagny. Gne tsiparifary da gne zanakin'e ratsy, \v 39sady gne fahavalo izay namafy andreoda gne devoly. Gne fihilagny da gne fiafaran'izao tontolo izao,da gne mpihila da gn'anjely

1
13/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40Noho izany, akô gne andagnonagny izy ame gn'agnoroagny gne tsiparifary ame afo, gn'anigny ame fiafaran'izao tontolo izao. \v 41 Hagniraky gn'anjely gne Zanak'olo, sady ho halagnondreo hiala ame fanjakagny gne raha agnaby izay mahatonga fahotagny, izy ame izay magnano ratsy. \v 42Ho atsipin-dreo ao ame laforo zakabe mirehitry afo indreo, izay hisy gne fitomaniagny izy ame fihidiam-bazagny. \v 43Avy eo hamiratry akô gne masoandro ao ame fanjakan'e Raindreo gn'olo marigny. Izay managny tadigny, aoky izy hiteno.

1
13/44.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 44Gne fanjakan'e lagnitry da akô gne haregny izay mifiny ao ame tanimboly raiky. Nisy lelà nahita an'izany sady nafininy. Nandeha tame hafaliany izy, nivarotry izay nanagnany agnaby, sady nividy an'io tanimboly io. \v 45Sady koa, gne fanjakan'e lagnitry da akô gne lelà izay mpivarotry mitady vatosoa lafo vidy. \v 46Refa nahita vatosoa raiky izay tena lafo vidy izy, da nandeha Ka nivarotry izay nanagnany agnaby ka nividy an'izany.

1
13/47.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 47Sady koa, gne fanjakan'e lagnitry da akô gne harato izay natoraky tagny andranomasigny, sady nahalagnogny gne karazan'e raha managn'aigny agnaby. \v 48Refa feno izany, da nosontomin'e mpagnarato ho eo amorondranomasigny. Avy eo indreo nipetraky ka nandagno gne raha tsara ho ao ame misany, fa gne raha tsy ilaigny kosa nariandreo

1
13/49.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 49Ho akô izany ame fefaragnan'izao tontolo izao. Ho avy gn'anjely da hagnasaraky gne ratsy fagnahy ame marigny . \v 50Ho atsipindreo ao ame fagnorohagny zakabe mirehitr'afo indreo, izay hisy gne fitomaniagny izy ame fihidiambazagny.

1
13/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 51Azonareo avao me izany raha agnaby izany?'' Hoy gne mpianatriny tamin'Azy hoe: ''Eka.'' \v 52Avy eo i Jesosy nizaka tamindreo hoe: ''Noho izany gne mpanora-dalagny agnaby izay lasa mpianatry eo ame fanjakan'e lagnitry da akô gne lelà tompo-tragno raiky, izay magnajotso gne raha tranaigny izy ame raha vaovao avy ao ame haregnany.'' \v 53Avy eo refa nahavita gne fagnoharagny Jesosy, da niala tamizany tanagny izany Izy.

1
13/54.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 54Avy eo Jesosy niditry tao ame taniny manokagny sady nampianatry gne fokon'olo tao ame synagogandreo. Vokatr'izany da gaga indreo sady nizaka hoe: ''Lataia gne nazahoan'ity lelà ity gne fahendreny da io fahagagagny io? \v 55Tsy io lelà io me gne zanak'e mpandrafitry igny? Tsy Jakoba , josefa ,simona da jodasy me gne rahalany? \v 56Tsy miaraky amitsika me gn'anakaviny agnaby? Lataia gne nazahoany io raha agnaby io''

1
13/57.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 57Sosotry tamin'Azy indreo. Fa hoy Jesosy tamindreo hoe: " Tsisy mpaminany tsisy hajany rahabtsy ao ame fireneny da ao ame fianakaviany avao. " \v 58Tsy da nagnano fahagagagny maro be tao Izy nohon'e tsy finoandreo.

1
13/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 13

1
21/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Raha nagnatogny an'i Jerosalema Jesosy izy ame mpianatrinyka negnagny Betifaga, agny ame vohitr'i Oliva, da nandefa mpianatry roy jesosy, \v 2nizaka tamindreo hoe: ''Mandehana ao amizay vohitry magnaraky ao, fa akekikeky eo anareo da ahita boriky mifehy da zanaboriky raiky miaraky amin'azy. Tatay indreo da hindeso aty Aminà. \v 3Raha misy mizaka anareo momba an'izany,da zakay hoe: 'Misy ilan'i Tompo andreo,' sady da tonga da alefany indreo miaraky aminareo.''

1
21/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4Sady niboky izany mba hahatanteraky izay nambara tame gn'alalan'e mpaminany. Hoy izy hoe: \v 5''Hizakay gne zanak'i Ziona viavy hoe: 'Indro, gne mpanjakanao magnatogny anao, maganajetsy tegna sady mitikigny boriky- zanaboriky."'

1
21/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6Avy eo da lasa gne mpianatry sady nagnano arak'izay nandidian'i Jesosy andreo. \v 7Nindesindreo gn'apondra izy ame zanaboriky sady nametraky gne lambandreo teo amin'azy, ka nipetraky teo ame lamba Jesosy. \v 8Gne ankamaroan'e fokon'olo da namelatry gne lambany tame tany, sady gne hafa nanapaky sampa-kazo sady nagnaparitaky an'izany tame lalagny.

1
21/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Avy eo gne fokon,'olo nandeha talohan'i Jesosy izy amizay nagnaraky an'Azy nitabataba hoe: "hosana ho an'e zanak'i Davida! Isaoragny gne avy latame agnaran'e Tompo! Hosana agny ame ambony indrindra!" \v 10 Refa niditry tao Jerosalema Jesosy, da naresaky gne raiky tanagny ka nagnano hoe: "Ia me io?" \v 11Gne fokon'olo namaly hoe: "Izy gne Jesosy e mpaminany latagny Nazareta agny Galilia."

1
21/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Avy eo niditry tam-pengonagny Jesosy. Noroahiny agnaby gne mpividy izy ame mpivarotry tam-pengonagny, sady navadikiny gne latabatr'e mpanakalo vola izy ame fipetrahan'e mpivarotry voromamanga. \v 13Hoy Izy tamindreo hoe: "Efa voasoratry hoe": 'Gne tragnoko da ho antsovagny hoe tragno fivavahagny,' kanefa aninareo zohy fisitrihan'e mpangalatry. "\v 14Refa avy teo da nisy jamba da mandringa nagnatogny an'Azy tam-pengonagny, ka nisitragniny indreo

1
21/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15Refa nahita gne raha mahagaga namboariny gne lehiben'e mpisorogny izy ame mpanora-dalagny, sady refa regnindreo gne zaza madiniky nitabataba tam-pengonagny hoe: "Hosana ho an'e zanak'i Davida," da vignitry be indreo. \v 16Hoy indreo tamin'Azy hoe: "Regninareo avao me zakain'io olo io izany?" Namaly andreo Jesosy hoe: "Eka! fa mbola tsy novakinareo mihitsy me gne hoe: 'Avy ame vavan-daza madiniky izy ame zaza minono gn'agnamboaragny fideragny tsara?" \v 17Avy eo niala andreo Jesosy ka nandeha tagny ame tanagnin'inBetania sady nandry tao gn'aligny.

1
21/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18Sady refa maraigny raha niverigny tagny an-tanagny Izy da mosaregny. \v 19Nahita aviavy tegny ame sisin-dalagny, da nagnatogny tegny Izy ka tsy nahita ndre ino ndre ino afa tsy gne raviny. Hoy Izy tamin'azy hoe : "Aoky tsy hanagny hisiky koa anao mandrakizay," da niaraky tamizay da maigny igny aviavay igny.

1
21/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20Refa hitan'e mpianatry izany, da gaga indreo sady nizaka hoe: "Akôgnaia gne nahamaigny avy hatrany an'ity aviavy ity?" \v 21Namaly Jesosy sady nizaka andreo hoe: "Zakaiko marigny aminareo, raha manam-pinoagny ka tsisy fisalasalagny anareo, da tsy izay nanigny tamin'io aviavy io avao gne ho aninareo, fa ndre da hizaka amity vohitry ity aza hoe: "miombota teo da mitreboaha agny an-dranomasigny agny', da ho vita izany. \v 22Ndre ino ndre ino angatahinareo ame vavaky, misy finoagny, da ho azonareo."

1
21/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23Refa niditry tam-pengonagny Jesosy, da nagnatogny an'Azy gne lehiben'e mpisorogny izy ame lonaky raha nampianatry Izy sady nizaka hoe: "Fahefagny lataia me gn'agnamboaranao an'io raha io, sady ia gne nagnonme anao an'izany fahefagny izany?" \v 24Namaly Jesosy sady nizaka tamindreo hoe: "Iao koa hagnapetraky fagnotaniagny raiky aminareo. Raha zakainareo Aminà, da ho zakaiko aminareo gne fahefagny agnamboarako an'io raha io.

1
21/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25Gne batisan'i Jaona- lataia gne neviany? Lata an-dagnitry sa lata ame olombelogny?" Niady hevitry indreo, nagnano hoe: "Raha mizaka atsika hoe: 'Avy tagny an-dagnitry,' Da hizaka amintsika Izy hoe: 'Fa nagnino izany anareo tsy nino an'azy?' \v 26Fa raha mizaka atsika hoe: 'Lata ame olombelogny,' matahotry gne fokon'olo atsika , satria izy agnaby da mino an'i Jaona ho mpaminanay". Ka namaly an'i Jesosy indreo da nizaka hoe : "Tsy lalanay." \v 27Da hoy avakoa Izy tamindreo hoe: "Iao avakoa da tsy hizaka aminareo hoe avy aiza gne fahefagny agnamboarako an'io raha io.

1
21/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28Fa akognaia gne hevitrareo? Nisy lelà raiky nanagny zanaky roy. Nandeha negnagny ame voalohany izy sady nagnano hoe: 'Zanako, mandehana miasa agny ame tanin-boaloboky androany.' \v 29Gne zanany lahy namaly an'azy hoe: "Tsy ho agny iao," fa avy eo izy da niova hevitry ka nandeha avao. \v 30Avy eo da negn'ame faharoy izy sady nizaka akô izany avakoa. Namaly izy ka nizaka hoe: "Ho agny iao,tompoko,' nefa tsy nandeha izy.

1
21/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31Ia tame zanany roy io gne nagnano gne sitapon'e rainy?" Da hoy indreo hoe: "Gne voalohany." Jesosy nizaka andreo hoe: "zakaiko marigny aminareo, gne mpamory hetra izy ame mpivaro-tegna da hiditry gne Fanjakan'Andriamanitry alohanareo. \v 32Fa Jaona nagnatogny anareo tame fahamarinagny, fa tsy nino an'azy anareo. Fa gne mpamory hetra izy ame mpivaro-tegna gne nino an'azy. Fa anareo , ndre da nahita an'izany aza, da tsy nibebaky sady tsy nino an'azy.

1
21/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33Tenomy ity fagnoharagny raiky hafa ity. Nisy lelà raiky, tompona tany. Nagnano tanim-boaloboky izy, nasiany vala izany, nasiany lavaky famiazagny tao agnatiny, nananganany tilikambo, sady nampagnofainy tame mpamboly voaloboky. Avy teo da negn'agny ame tanagny hafa izy. \v 34Refa nagnakeky gne taom-pahavokaragny, da nagniraky gne sasany tame mpanompo izy ho agny ame mpamboly voaloboky hangala gne vokatriny.

1
21/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35Fa nosamborin'e mpamboly voaloboky gne mpanompony, novangoiny gne raiky, novonoigny gne hafa. \v 36Sady mbola, nandefa mpanompony hafa indraiky gne tompo-tany, maro nohon'e tame voalohany, fa nanindreo akô izany avakoa. \v 37 Tafaran'izany, da nagniraky gne zanany lahitokagny tagny ame tompon-tany, nizaka hoe: 'Hagnaja gne zanako indreo.'

1
21/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38Fa refa nahita gne zanaky lahy gne mpamboly voaloboky, da nifampiresaky indreo hoe: 'Ity gne mpandova. Andeha, ho vonoitsika izy sady ho alaitsika gne lova .' \v 39Noho izany da nosamborindreo izy, natsipy tao agnatin'e tanimboaloboky sady novonoigny.

1
21/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40sady refa avy gne tompon'e tanimboaloboky, ino gne ho aniny ame mpamboly volaloboky?" \v 41Hoy indreo tamin'Azy hoe: "Ho foagnany amizay fomba mafy indrindra io olo mandoza io, sady avy eo hampagnofainy ame mpamboly voaloboky hafa gne tanim-boaloboky, olo hagnome an'azy gn'anjara voliny ame fotoam-pahavokaragny."

1
21/42.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 42Jesosy nizaka tamindreo hoe: "Tsy mbola namaky gne Soratry Masigny mihitsy me anareo hoe: 'Gne vato tsy nilain'e mpagnano tragno gne nanigny vato fehizoro. Avy tamin'i Tompo izany, sady mahagaga eo agnatrehatsika'?

1
21/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43Noho izany zakaiko aminareo, hesorigny aminareo gne fanjakan'Andriamanitry sady homegny gne firenegny izay mamokatry gne voany. \v 44Ndre ia ndre ia ho lavon'io vato io da ho potipotiky. Fa izay hilavoany kosa da ho botrabotraky."

1
21/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45Refa naharegny an'io fagnoharagny io gne lehiben'e mpisorogny izy ame Fariseo, da azondreo fa mahakasiky andreo gne nozakaigny. \v 46Nikasa gne hisambotry an'Azy, f'izy natahotry gne fokon'olo indreo, satria nataon'olo ho mpaminany Izy.

1
21/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 21

1
22/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1nizaka tame fagnoharagny tamindreo indraiky Jesosy, nagnano hoe: \v 2"Gne fanjakan'e lagnitry da mitovy ame mpanjaka izay nagnomagny fagnasagny ame fanambadian'e zanany lahy. \v 3Nagniraky gne mpanompony hagnantso an'izay nahazo fagnasagny hagnatriky gne feti-panambadiagny izy, fa tsy ho avy indreo.

1
22/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4Nandefa gne mpanompony hafa indraiky gne mpanjaka, magnano hoe: 'zakay izay nasaigny hoe: "hiteo, efa nokarakaraiko gne sakafoko. Efa novonoigny gn'aomby izy ame zanak'aomby mifahako, sady efa vonogny gne raha agnaby. Mevia ao ame feti-panambadiagny."

1
22/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5f'izy tsy nirahahraha indreo sady lasa nandeha, gne raiky namonjy gne fiompiany, gne hafa tame varotry . \v 6Gne sasany nisambotry gne mpanompon'e mpanjaka, nangala baraka andreo, sady namono andreo.\v 7Vignitry gne mpanjaka ka nagniraky gne miaramilany, sady hamono gne mpamono olo indreo, sady nagnoro gne tanagniny.

1
22/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8Avy eo nizaka tame mpanompony izy hoe: 'Efa vonogny gne fampekaram-bady, fa izay nasaigny gne tsy mendriky. \v 9Noho izany mandehana egny ame sampakan-dalagny da magnasa olo maro araky izay hitanareo ho ao ame feti-mpapekaram-bady.' \v 10Nandeha nijotso tagny ame lalam-be gne mpanompo sady nanambatry gn'olo agnaby izay hitandreo, ndre gne tsara ndre gne ratsy. Noho izany da feno vahiny gne efitry zakabe nisy gne fampekaram-bady.

1
22/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11Fa refa niditry gne mpanjaka mba hagnety gne vahiny, da nahita lela tsy nitafy akanjo findesigny ame fampekaram-bady izy. \v 12Nizaka tamin'azy gne mpanjaka hoe: 'Ô namako, akôgnaia gn'idiranao ato tsy miaraky ame fisikinagny findesigny ame fapekaram-bady?' Fa tsy nahazaka igny lela igny.

1
22/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13Avy eo nizaka tame mpanompony gne mpanjaka hoe: 'fihezo gne tagnany izy ame tombok'ity lela ity, sady atsipizo agny ame mizigny agny ambadiky izy, agny gne misy fitomagniagny izy ame fihidiambazagny.' \v 14 Fa olo maro gn'antsovagny, nefa vitsy gne ho voafidy.

1
22/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15Avy eo nandeha gne fariseo sady nagnomagnygne fomba hamandrihagny an'i jesosy amizay nozakainy. \v 16 Avy eo nirahindreo andeha amin'Azy gne mpianatrindreo, niaraky tame Herodiana. Nizaka tam'i Jesosy indreo hoe: "O mpampianatry, lalanay fa marigny Anao, sady mampianatry gne lalan'Andriamanitry ame marigny. Tsy miraharaha gne hevitrin'e hafa Anao, sady tsy magnety mitongilagny. \v 17 Noho izany zakay aminay, ino gne hevitrao ? Ara-dalagny me gne fandoavagny hetra agny am'i Kaisara sa akognaia?"

1
22/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Nefa lalan'i Jesosy gne faharatsiandreo da nizaka hoe: "Nagnino da mitsapa Anà anareo, RY mpihatsaravelatsihy? \v 19 Aboahy Anà gne farantsa ame hetra ." Avy eo nitondra denariateo amin'Azy indreo.

1
22/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20Hoy i Jesosy tamindreo hoe: "An'ia ity sary izy ame gn'agnara ity?" \v 21Nizaka tamin'Azy indreo hoe: "an'i Kaisara." Avy eo Jesosy nizaka andreo hoe: "Omeo an'i Kaisara izay an'i Kaisara, sady an'Andriamanitry izay an'Andriamanitry." \v 22Refa naharegny an'izany indreo, da gaga. Sady niala teo amin'Azy indreo da nandeha.

1
22/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Tamizay andro izay avao gne sadoseo sasany, izay nizaka fa tsisy fitsanganagny ame maty, nagnatogny an'Azy. Nagnotany an'Azy indreo, \v 24 nagnano hoe: "Ô mpampianatry, Mosesy nizaka hoe: 'Raha maty gn'olo, tsy managny anaky, da tokony hanambady gne vadiny gne rahalany sady hanagny anaky ho an'e rahalany.

1
22/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25Nisy mpirahala fito. Nanambady gne voalohany da maty avy eo. Lasa tsy namela anaky, navelany hoan'e rahalany gne vadiny.\v 26Avy eo nagnano raha mitovy amizay gne faharoy, avy eo gne fahatelo, akô izany fezay hatragny ame rahala fahafito. \v 27Tafaran'izy agnaby io, da maty igny viavy igny. \v 28Sady ame fitsanganan'e maty, ho vadin'ia ame mpirahala fito izy? F'efa nanambady an'azy izy agnaby io."

1
22/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29Fa namaly jesosy sady nizaka andreo hoe: "Diso anareo, satria tsy mahalala gne Soratry masigny na gne herin'andriamanitry. \v 30Fa ame fitsanganan'e maty da sady tsy hanambady indreo sady tsy omegny ampekarigny. F'izy, mitovy ame gn'anjely agny an-dagnitry.

1
22/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31fa mahakasiky gne fitsanganan'e maty, mbola tsy novakinareo me izay nozakain'Andriamanitry taminareo, magnano hoe: \v 32'Iao gn'Andriamanitr'i Abrahama, Andriamanitr'Isaka, sady Andriamanitr'i Jakoba'? Andriamanitry da tsy Andiamanitry gne maty, fa an'e velogny. " \v 33Refa naharegny an'izany gne fokon'olo, da gaga tame fampianarany.

1
22/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34Fa refa regnin'e Fariseo gne nampanginan'i Jesosy gne Sadoseo, da nitambatry indreo. \v 35Gne raiky tamindreo, mpahay lalagny, nametraky fagnotaniagny tamin'Azy, nangala fagnahy an'Azy hoe: \v 36 "Ô mpampianatry, ia gne zakabe indrindra ame didy ao ame lalàgny?"

1
22/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37Nizaka tamin'azy i Jesosy hoe: "Tiavo ame fonareo agnaby, ame fagnahinareo agnaby, sady ame saigninareo agnaby gne tompo Andriamanitrareo.' \v 38Izany gne didy zakabe izy ame voalohany.

1
22/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39Sady gne didy faharoy da ako izany avao: 'Tiavo gne mpiara-belogny aminareo akô gne tegnanareo.' \v 40Am'io didy roy io gne iankinan'e lalàgny agnaby izy ame mpaminany."

1
22/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41sady raha mbola nitambatry igne Fariseo, da nametraky fagnotaniagny andreo Jesosy. \v 42Hoy Izy hoe: "Ino gn'eritreritrareo momba an'i Kristy? Zanaka lahin'ia Izy?" Nizaka tamin'Azy indreo hoe: "zank'i Davida."

1
22/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43Hoy Jesosy tamindreo hoe: "Nagnino avao i Davida mipetraky ao ame Fagnahy gne magnatso an'Azy hoe Tompo, magnano hoe: \v 44' Gne Tompo nizaka tame Tompoko hoe: "Mipetraha eo ame tagnako akavana, mandra-pagnamboarako gne fahavalonao ho fipetrhan'e tombokao?'

1
22/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45Raha Davida aza magnatso an'i Kristy hoe: 'Tompo,' Da akôgnaia gne maha-zanak'i Davida an'Azy?" \v 46Tsy nisy nahavaly an'Azy tame zaka, sady tsy nisy olo sahy nametraky fagnotaniagny hafa koa nanomboky tamizany andro izany.

1
22/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 22

View File

@ -2,11 +2,15 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 256b8d98cccce2a7fd53721cfe6c899d89c15800
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> c332aa38d15acc6dcbcbf1fb26d5c9d866b3c504
### You are free to:
@ -30,7 +34,10 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> 256b8d98cccce2a7fd53721cfe6c899d89c15800
=======
>>>>>>> c332aa38d15acc6dcbcbf1fb26d5c9d866b3c504

View File

@ -33,7 +33,98 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD122"
"MAD122",
"MAD123"
],
"finished_chunks": []
"finished_chunks": [
"07-01",
"21-title",
"22-title",
"06-01",
"06-03",
"06-05",
"06-08",
"06-11",
"06-14",
"06-16",
"06-19",
"06-22",
"06-25",
"06-27",
"06-30",
"06-32",
"07-03",
"07-06",
"07-07",
"07-11",
"07-13",
"07-15",
"07-18",
"07-21",
"07-24",
"07-26",
"07-28",
"13-01",
"13-03",
"13-07",
"13-10",
"13-13",
"13-15",
"13-16",
"13-18",
"13-20",
"13-22",
"13-24",
"13-27",
"13-29",
"13-31",
"13-33",
"13-34",
"13-36",
"13-40",
"13-44",
"13-47",
"13-49",
"13-51",
"13-54",
"13-57",
"21-01",
"21-04",
"21-06",
"21-09",
"21-12",
"21-15",
"21-18",
"21-20",
"21-23",
"21-25",
"21-28",
"21-31",
"21-33",
"21-35",
"21-38",
"21-40",
"21-42",
"21-43",
"21-45",
"22-01",
"22-04",
"22-05",
"22-08",
"22-11",
"22-13",
"22-15",
"22-18",
"22-20",
"22-23",
"22-25",
"22-29",
"22-31",
"22-34",
"22-37",
"22-39",
"22-41",
"22-43",
"22-45"
]
}