auto save

This commit is contained in:
MAD125 2020-03-07 05:33:30 -05:00 committed by root
parent 32ffbf9048
commit 2d98ef5bcc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Sady gne kapiteny izy am'ireo izay nagnety an'i Jesosy refa nahita gne horohoron-tany izy am'ireo raha nibôky, da lasa natahotry mafy sady nagnano hoe: "Zanak'Andriamanitry marigny ity." Nisy viavy maro izay nagnaraky an'i Jesosy hatragny Galilia mba hikarakara an'Azy teo nagnety egny alavi
Sady gne kapiteny izy am'ireo izay nagnety an'i Jesosy refa nahita gne horohoron-tany izy am'ireo raha nibôky, da lasa natahotry mafy sady nagnano hoe: "Zanak'Andriamanitry marigny ity." Nisy viavy maro izay nagnaraky an'i Jesosy hatragny Galilia mba hikarakara an'Azy teo nagnety egny alavitry. Tamindreo Maria Magdalena,Maria endrin'i Jakoba izy am'i Josefa, da iendrin'ireo zanak'i