auto save

This commit is contained in:
MAD125 2020-03-04 03:12:24 -05:00 committed by root
parent fd1582c897
commit 2c016d2e8e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Zakaiko aminareo, fa maro gne avy atsignanagny sy avy andrefagny gne ho avy, da indreo da hipetraky an-databatry miaraky amin'i Abrahama, Isaka da Jakoba, amin'gne fanjakan'gne lagnitry. Fa gne zanaky gne fanjakagny da hatsipy any ivelan'gne mizigny lavitry agny, izay hisy fitomagniagny sy fikotrohanify." Hoy Jesosy tamin'e kapiteny hoe: "Mandiana! Arakin'gne ninoanao, da aoka izany gne hanigny ho anao." Da sitragny tamin'izany lera izany mihitsy gne mpaompony.
\v 11 Zakaiko aminareo, fa maro gne avy atsignanagny sy avy andrefagny gne ho avy, da indreo da hipetraky an-databatry miaraky amin'i Abrahama, Isaka da Jakoba, amin'gne fanjakan'gne lagnitry. \v 12 Fa gne zanaky gne fanjakagny da hatsipy any ivelan'gne mizigny lavitry agny, izay hisy fitomagniagny sy fikotrohanify." \v 13 Hoy Jesosy tamin'e kapiteny hoe: "Mandiana! Arakin'gne ninoanao, da aoka izany gne hanigny ho anao." Da sitragny tamin'izany lera izany mihitsy gne mpaompony.