plt-x-antaifasy_jud_text_reg/01/12.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 12 Indreo da e olo izay harambato miafigny ao ame sakafom-pitiavanareo. Mihinagny am-pahamegnaragny, mamoky e tegnandreo avao. Indreo da rahogny tsy misy rano, entin'e rivotry. Hazo fararano tsy misy voany_indroy maty, niala vatriny. \v 13 Indreo da onjan-dranomasigny mahery, mitopatopaky mamorivory e fahamegnarandreo. Kintagny mirerirery indreo, ka voatahiry ho anazy mandrakizay e fahamaitisan'e mizigny.