plt-x-antaifasy_jud_text_reg/01/09.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 9 Fa ndre i Mikaela arikanjely, rehefa niady tame devoly sady nifandritry tamin'azy e ame fatin'i Mosesy, da tsy sahy nizaka ratsy hagnameloky anazy. Fa hoy izy se: "Hagnanatry anao anie gne Tompo!"\v 10 Fa io olo io da mizaka ratsy e raha tsy fatany. Da izay fantany_ako e fahalalan'e biby tsy mana saigny_izany e manimba andreo.\v 11 Loza ho andreo! Fa raha nandeha tamin'e tanàgnin'i Kaina indreo, sady nagnaraky e fahadisoan'i Balama hazaoagny tambiny. Da ringagny tamin'e fikominan'i Kora indreo.