plt-x-antaifasy_jud_text_reg/01/05.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 5 Amin'izao fotoagny izao iao da te hampatsiaro anareo_ndre da efa lalanareo tanteraky izany_fa e Tompo da nagnavotry e olo avy tame tany Egypta, fa tafaran'izany da naringany aby izay tsy nino. \v 6 Da e anjely izay tsy nitagny gne fahefagny izay napetraky tamindreo, fa izay niala e fipetrahandreo_Andriamanitry da namatotry andreo tame famihezagny mandrakizay, ame mizigny be tanteraky, ho ame andron'e fitsaram-be.