auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-02-22 11:27:18 -05:00 committed by root
parent c4c5996107
commit f672c53dc1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 \v 25 Da ho an'izay miaro anareo mba tsy ho tafintohigny, sady hahavy anao hijoro eo agnatrehan'e voninahitriny, tsy misy tsigny sady am-pifaliam-be, amin'Andriamanitry tokagny Mpamonjintsika tamin'alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika anie, gne voninahitry, gne fahalehibeazagny, gne fahefagny, e hery, talohan'e fotoagny agnaby, amin'izao fotoagny izao, da e mandrakizay. Amena
\v 24 Da ho an'izay miaro anareo mba tsy ho tafintohigny, sady haavy anao hijoro eo agnatrehan'e voninahitriny, tsy misy tsigny sady am-pifaliam-be, \v 25 amin'Andriamanitry tokagny Mpamonjintsika tamin'alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika anie, gne voninahitry, gne fahalehibeazagny, gne fahefagny, e hery, talohan'e fotoagny agnaby, amin'izao fotoagny izao, da e mandrakizay. Amena