auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-02-22 10:52:49 -05:00 committed by root
parent 8cb09beebe
commit bf0ddf6f47
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Fa ndre i Mikaela arikanjely, rehefa niady tame devoly sady nifandritry tamin'azy e ame fatin'i Mosesy, da tsy sahy nizaka ratsy hagnameloky anazy. Fa hoy izy se: "Hagnanatry anai anie gne Tompo!"\v 10 Fa io olo io da mizaka ratsy e raha tsy fatany. Da izay fantany_ako e fahalalan'e biby tsy mana saigny_izany e manimba andreo.\v 11 Loza ho andreo! Fa raha nandeha tamin'e tanagnin'i Kaina indreo, sady nagnaraky e fahadisoan'i Balama hazaoagny tambiny. Da ringagny tamin'e fikominan'i Kora indreo.
\v 9 Fa ndre i Mikaela arikanjely, rehefa niady tame devoly sady nifandritry tamin'azy e ame fatin'i Mosesy, da tsy sahy nizaka ratsy hagnameloky anazy. Fa hoy izy se: "Hagnanatry anao anie gne Tompo!"\v 10 Fa io olo io da mizaka ratsy e raha tsy fatany. Da izay fantany_ako e fahalalan'e biby tsy mana saigny_izany e manimba andreo.\v 11 Loza ho andreo! Fa raha nandeha tamin'e tanagnin'i Kaina indreo, sady nagnaraky e fahadisoan'i Balama hazaoagny tambiny. Da ringagny tamin'e fikominan'i Kora indreo.