auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-02-22 11:05:49 -05:00 committed by root
parent 399bd4998f
commit b2e7d2bd6b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Amin'izao fotoagny izao iao da te hampatsiaro anareo_ndre da efa lalanareo tanteraky izany_fa e Tompo da nagnavotry e olo avy tao ame tany Egypta, fa tafaran'izany da naringany aby izay tsy nino. \v 6 Da e anjely izay tsy nitagny gne fahefagny izay napetraky tamindreo, fa izay niala e fipetrahandreo_Andriamanitry da namatotry andreo tame famihezagny mandrakizay, ame mizigny be tanteraky, ho ame andron'e fitsaram-be.
\v 5 Amin'izao fotoagny izao iao da te hampatsiaro anareo_ndre da efa lalanareo tanteraky izany_fa e Tompo da nagnavotry e olo avy tame tany Egypta, fa tafaran'izany da naringany aby izay tsy nino. \v 6 Da e anjely izay tsy nitagny gne fahefagny izay napetraky tamindreo, fa izay niala e fipetrahandreo_Andriamanitry da namatotry andreo tame famihezagny mandrakizay, ame mizigny be tanteraky, ho ame andron'e fitsaram-be.