auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-01-30 10:19:50 -05:00 committed by root
parent c154d9e157
commit 365febc99d
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Da i Enoka, e faha fiton'i Adama da efa naminany e momba an'io, nizaka hoe: "Ho avy e Tompo miaraky ame masiny aman'alinaligny. Ho avy Izy mba hagnatanteraky e fitsaragny e olo agnaby. Ho avy Izy hampiaiky e olo ratsy fagnahy agnabty tamin'e asa vitany tame haratsiam-pagnahiny, da e zaka mafy agnaby izay nozakain'e olo ratsy fagnahy hanohitry an'Azy. Indreo da mpimonimomigny, sady mpimenomenogny, izay magnaraky e filan-dratsindreo. Indreo da mpirehereha fatratry, izay nohon'e tombo
\v 14 \v 15 \v 16 Da i Enoka, e faha fiton'i Adama da efa naminany e momba an'io, nizaka hoe: "Ho avy e Tompo miaraky ame masiny aman'alinaligny. Ho avy Izy mba hagnatanteraky e fitsaragny e olo agnaby. Ho avy Izy hampiaiky e olo ratsy fagnahy agnabty tamin'e asa vitany tame haratsiam-pagnahiny, da e zaka mafy agnaby izay nozakain'e olo ratsy fagnahy hanohitry an'Azy. Indreo da mpimonimomigny, sady mpimenomenogny, izay magnaraky e filan-dratsindreo. Indreo da mpirehereha fatratry, izay nohon'e tombontsoandreo manokagny, da mandoka e hafa.

1
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa aranreo sa malala, tadidio