plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/18/38.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 38 Pilato nizaka tamin' Azy hoe: " Ino gne atao hoe marigny?" Refa avy nizaka zany izy, da nijotso koa sady nizaka tamin'ireo Jiosy hoe: "tsy mahita heloky amin'ty lelà ty iao.\v 39 Fa managny fomba zay hagnafahako ologny raiky ho aminareo ame paska. Noho zany tianareo me gne hagnafahako aminareo gne mpanjakan'e Jiosy?"\v 40 Aveo nikiaky mafy koa indreo sady nizaka hoe: "Tsy io lelà io fa Barabasy." Sady Barabasy da mpangalatry.